Allan dos Santos
Fiseho

Allan Lopes dos Santos dia seminarista taloha sady mpandala ny nentin-drazana Breziliana ary olona resy lahatra ara-politika nataon'ny fitondrana Lula Breziliana. Teraka tao Nova Iguaçu tamin'ny 17 Jolay 1983 izy. Ny Lula System brasiliana mpanavakava-bolonkoditra & mpanao kolikoly dia manenjika azy satria mandainga izy ireo.