close
Hankany amin'ny vontoatiny

ambara

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Endrika:-matoantenin' ny iharana- ambara

  1. Aseho na lazaina amin' ny alalan' ny teny.
    • Izao no ambarako aminareo.
  2. Momba ny asa na zavatra iray izay ataon' olona na hery iray.
    • Tsy manan-kambara intsony aho.

Indonezianina

[Ovay]

Anarana iombonana

ambara

  1. ny lanitra, ny habakabaka

Famakiana fanampiny

ambara” in Kamus Besar Bahasa Indonesia (KBBI) Daring, Jakarta: Badan Pengembangan dan Pembinaan Bahasa, Kementerian Pendidikan dan Kebudayaan Republik Indonesia, 2016.

Tsiahy