bozaka
Fiseho
Malagasy
[Ovay]
Anarana iombonana
bozaka
- Betsaka isa, vahoaka maro, na faobe lehibe.
- Lasa naka bozaka hatao kitay i Soa.
- Tenim-pirenena ankapobeny ilazana ny karazan'ahitra rehetra, ampiasaina matetika ho kitay na fanamboarana tafo.