close
Hankany amin'ny vontoatiny

halatra

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

halatra

  1. Fakàna zavatra tsy an'ilay olona azy araka ny lalàna.
    • Voarara ao amin'ny didy fahafito ny halatra.
  2. Fifesena na fakàna zavatra iray tsy ara-dalàna.
    • Halatra ankitsirano izao fihazonanao ny koramako izao.
  3. Ny zavatra efa lasan-koaty na nangalarina.
    • Mahavoasazy ny mividy halatra.