close
Hankany amin'ny vontoatiny

Fanafody

Avy amin'i Wikipedia
Fanafody fitelina
Fanafody fanindrona

Ny fanafody dia zavatra entina manasitrana na hiarovana amin' ny aretina ho an' ny olombelona sy ny biby, eny fa na ho an' ny zavamaniry koa aza. Misy karazany ny fanafody: natao hatelina, hosotroina, hahosotra, hatsindrona, hasisika ary hievohana. Vita aminy zavamaniry avokoa izay aodina ho lasa fanafody ny akamaroan' ny fanafody fa simika kosa ny sasany. Zavatra tena sarotra indrindra ny fanambarana fanafody satria raha misy diso fatra na dia kely aza dia lasa poizina.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]