Everest
Fiseho

Tendrombohitra Everest, antsoina koa hoe Everest, dia tendrombohitra iray any amin'ny tandavan-tendrombohitra Himalaya, eo amin'ny sisin-tanin'i Nepaly sy Sina (Tibet).
Ny haavony dia 8.849 metatra ary io no tendrombohitra avo indrindra eran-tany