close
Hankany amin'ny vontoatiny

Johan Cruyff

Avy amin'i Wikipedia
Johan Cruijff
Ankapobeny
AnaranaJohan Cruijff
Teraka25 Aprily 1947
Toerana-
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Nederlandy
Asa :
Fiainana manokana

Johan Cruijff dia Holandey mpilalao football, teraka tamin'ny 25 Aprily 1947 ary nodimandry tamin'ny 24 marsa 2016 tao Barcelone, Espaina. Lohalaharana no toerana tazoniny rehefa milalao izy nialoha ny naha-mpanazatra azy.

Izy no mpilalao football voalohany in-telo nahazo ny ballon d'or, izay azony tamin'ny taona 1971, 1973 ary taona 1974 mametraka azy ho mpilalao anisan'ny goavana indrindra.

Ekipa roa no tena nampamirapiratra azy dia tao amin'ny FC Barcelone sy tao amin'ny Ajax d'Amsterdam.

Ny fiainany manokana

[hanova | hanova ny fango]

Ny zanany dia Jordi Cruijff.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]