Parauapebas
Fiseho
06°04′S 49°55′W / 6.067°S 49.917°W
Parauapebas
| |||
| Velarantany | 6 885,8 km2 | ||
| Haavo | |||
| Isan'ny mponina | 266,424 | ||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | |||
| Fanjakana | |||
| Faritany | |||
| Faritra | |||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | |||

I Parauapebas dia kaominina ao
Brazila, ao amin'i fanjakana federaly
Pará
Ny halavirana mankany an-drenivohitra (Belém): 709 km
Asa fitrandrahana
[hanova | hanova ny fango]Ao amin'ny Vale's Carajás Vy no tena anaovana ny fitrandrahana. Ny fitrandrahana vy no fototry ny fidiram-bolan’ny kaominina: olona manodidina ny 8.000 eo ho eo no miasa mivantana ary manodidina ny 20.000 eo ho eo ankolaka. Ankoatra ny akora vy, misongadina ny fitrandrahana manganese sy volamena.
Lalamby
[hanova | hanova ny fango]Avy amin'ity tanàna ity dia misy lalamby mankany São Luís (Maranhão).
Renirano
[hanova | hanova ny fango]
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Parauapebas |