Pretoria
Fiseho
25°44′45″S 28°11′19″E / 25.74578°S 28.18872°E
| Pretoria | ||
| Velarantany | 1 644 km2 | |
| Haavo | ||
| Isan'ny mponina | 2,1 million | |
| Ben'ny tanàna | ||
| Firenena | Afrika Atsimo | |
| Fanjakana | ||
| Faritany | ||
| Faritra | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Pretoria | |
I Pretoria (amin'ny teny anglisy sy afrikaans : Pretoria /prɛˈtʊəria/ ; amin'ny zoulou : ePitoli ; ary tswana : Tshwane) dia tanàna renivohitr'i Afrika Atsimo.
Renivohitry ny Repoblika Afrika Atsimo i Pretoria, tao Transvaal nanomboka tamin'ny 1860 ka hatramin'ny 1902, renivohitry ny zanatany Transvaal nanomboka tamin'ny 1902 ka hatramin'ny 1910, ary avy eo dia renivohitry ny Faritany Transvaal nanomboka tamin'ny 1910 ka hatramin'ny 1994. Ao amin'ny faritanin'i Gauteng no misy azy ankehitriny.
Ny anaram-bositra dia ny "Tanànan'i Jakaranda" manondro ireo hazo an'hetsiny izay mamony any amin'ny lohataona atsimo ary manome loko mavo ny tanàna.
