close
Hankany amin'ny vontoatiny

Rohana

Avy amin'i Wikipedia
Aretin' ny tonon-taolana vokatry ny rohana

Ny rohana dia olana ara-pahasamana misy fiantraikany amin' ny tonon-taolana sy ny tambatsela mampifandray. Ny fianarana sy ny fitsaboana ireo karazana aretina ireo dia antsoina hoe reomatôlôjia.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]