close
Hankany amin'ny vontoatiny

bankirompitra

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

bankirompitra

  1. Olona tsy manana fananana intsony na tsy mahaloa trosa ka amidy daholo ny fananany rehetra mba handoavana izany.
    • Niditra tamin' ny bankirompitra izy rehefa tsy afaka nandoa intsony ny trosany.