close
Hankany amin'ny vontoatiny

eritreritra

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

eritreritra

  1. Hetsika ara-tsaina tsy tapaka na fieritreretana miverimberina.
    • Aza be eritreritra ny amin' izany ianao.
  2. Ny fizotran' ny saina izay mikaroka sy mandinika lalina momba zavatra iray na toe-javatra iray.