close
Hankany amin'ny vontoatiny

famorana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

famorana

  1. Fomba fandidiana izay esorina ny hoditra manarona ny faran' ny filahian' ny zaza lahy; fanaovana hasoavana.
    • Tamin' ny andron' Andriamanelo no nanaovana ny famorana voalohany tany Imerina.