close
Hankany amin'ny vontoatiny

mandainga

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Matoanteny

mandainga

  1. Mahatonga ho diso ny fahitana na ny fiheverana, ka miteraka fahadisoan-kevitra.
    • Ny tahotra matetika no mahatonga ny ankizy handainga.
  2. Mizana na famantaranandro izay tsy manondro ny marina fa mihoatra na latsaka no lazainy.
    • Ario any io mizana io fa mandainga.
  3. Tsy milaza ny fahamarinana, manao zavatra tsy araka ny tokony ho izy, na mamitaka amin'ny tsy filazana ny marina.
    • Mandainga indraindray ny maso.