close
Hankany amin'ny vontoatiny

Fabales

Avy amin'i Wikipedia
Ambirondolo na tsirokinangatra (Senna occidentalis na Cassia occidentalis teo aloha)

Ny Fabales dia filaharan-javamaniry mamony (Angiospermae) sy roa ravin-tsimoka (Dicotyledonae).

Ao amin' ny fanasokajiana klasikan' i Cronquist (1981) dia misy fianakaviana telo izy io:

Ao amin' ny fanasokajiana filôjenetika APG II (2003) sy APG III (2009) dia efa novana io filaharana io ary fianakaviana efatra izao no hita ao:

Eto, ny Fabaceae (= Leguminosae) dia ahitana zavamaniry efa tafiditra tao amin' ny fianakaviana Caesalpiniaceae sy Mimosaceae ary Fabaceae (na Papilionaceae) tao amin' ny fanasokajian' i Cronquist.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]