close
Hankany amin'ny vontoatiny

Fanintona

Avy amin'i Wikipedia

Ny fanintona dia aretin-kozatra mampihinjitrinjitra ny vatana, indrindra ny zaza, izay mahatonga azy tsy hahatsiaro tena. Fihetsehana mahery vaika sy tsy fidiny mahazo ny hozatra iray na maro, ny rantsambatana iray na maro, na ny vatana manontolo mihitsy aza, ny fanintona.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]