close
Hankany amin'ny vontoatiny

Gerhard Schröder

Avy amin'i Wikipedia
Gerhard Schröder
Ankapobeny
AnaranaGerhard Schröder
Teraka7 Aprily 1944
Toerana-
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Alemaina
Asa :
Fiainana manokana

Gerhard Schröder dia mpanao politika, mpanao asa soratra mizaka ny zom-pirenen'i Alemaina teraka ny 7 Aprily 1944 tao Mossenberg-Wöhren, Alemaina.

Izy no praiminisitry (Chancelier) an'ny Repoblika Federalin'i  Alemaina nanomboka ny 27 Oktobra 1998 ka hatramin'ny 22. Novambra 2005.

Schröder dia praiminisitra tany  Niedersachsen teo aloha nanomboka tamin'ny 1990 ka hatramin'ny 1998.

Ny fiainany manokana

[hanova | hanova ny fango]

Ny vadiny dia Eva Schubach (1968-1972), Anne Taschenmacher (1972-1983), Hiltrud Schwetje 1984-1997), Doris Schröder-Köpf (1997-2018) sy So-yeon Schröder-Kim (2018). Ny rahalahiny sy/na ny rahavaviny dia Lothar Vosseler.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]