Pôeta
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Poeta)
Ny pôeta[1] na pôety dia olona mpanonona na mpanoratra tononkalo na rindran-teny, iray na maromaro, mampihatra ny fahaizany manambatra ny teny, araka ny heviny sy ny feony ary ny gadony, mba hamoahana sary ao amin' ny saina na hanolorana fihetseham-po.
Famaritana
[hanova | hanova ny fango]Ny pôeta dia mpanoratra, mpanao asa soratra miainga avy amin'ny aingampanahy ka mahatonga azy hamokatra zava-kanto.