famarana
Fiseho
Malagasy
[Ovay]
Anarana iombonana
famarana
- Fitaovana ampiasaina handrefesana na hamantarana ny habetsahan'ny zavatra iray, toy ny vary, rano, fasika, sns. Ohatra amin'ny famaran'ny Ntaolo dia ny vata sy ny zinga.
- Nalaminy ny famarana sy ny fandrefesana ary ny lanjan'ny vola.
- Ny hoe kilao tsy mbola namarana vary tamin'ny andron-dRadama fa ny vata no famarana malagasy tamin'izany.
- Tenin-dratsy na fampitahorana araka ny fomba fitenin'ny Tanosy.