close
Hankany amin'ny vontoatiny

fatiantoka

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

fatiantoka

  1. Amin'ny varotra, izany hoe rehefa namidy tamin'ny vidiny ambany kokoa noho ny vidiny nividianana na ny vidiny namboarana azy ilay entana.
    • Voan'ny fatiantoka aho tamin'iny varotra iny.
  2. Fahavoazana amin'ny raharaham-barotra, izay mihatra amin'ny mpivarotra ka mahatonga azy hivarotra zavatra amin'ny vidiny latsaka noho ny vola nividianany azy.
    • Telopolo no fatiantoko tamin'ny nivarotako iny vorontsiloza iny.
  3. Ny elanelan'ny vola tokony ho azon'ny tompony tamin'ny nividianana na namboarana zavatra iray sy ny tena vola azo tamin'ny fivarotana azy indray.