close
Hankany amin'ny vontoatiny

hidiana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Bika matoanteny

hidiana

  1. Apetraka ao anaty toerana mihidy.
    • Efa nohidianao ve ny varavarankely any an-tany?
  2. Momba ny varavarana: ampiharina hidim-baravarana amin'ny alalan'ny lakile na zavatra hafa mihidy mba tsy hisokatra.
    • Nohidiany tao anaty vata ny firavany.