close
Hankany amin'ny vontoatiny

ketrona

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

ketrona

  1. Fiforiforitana amin' ny zavatra mora alefitra toy ny lamba izay mahatonga azy ho toy ny mivalombalona.
    • Ny fahanterana mampisy ketrona ny tarehy.
  2. Fivalombalon' ny hoditra madinika amin' ny tarehy, handrina na vozona, vokatry ny fahanterana na ny hahiazana.
    • Nasainy nasiana ketrona ny zipony.