close
Hankany amin'ny vontoatiny

mandimby

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Matoanteny

mandimby

  1. Manao ny toerana natokan' ny olona teo aloha, ka manohy ny asany ary mameloma-tsaina azy.
    • Ny zanaka lahimatoa no mazàna mandimby an-drainy.
  2. Mifandimby na manolo, izay manaraka no misolo ny taloha.
    • Ny alina mandimby ny andro.