close
Hankany amin'ny vontoatiny

manjaitra

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Matoanteny

manjaitra

  1. Asan'ny mpanao, avy amin'ny fototeny 'zaitra'.
    • Manjaitra palitao izy.
  2. Mampifandray sombin-damba amin'ny kofehy mba hamoronana akanjo na zavatra hafa.