close
Hankany amin'ny vontoatiny

mirotsaka

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Matoanteny

mirotsaka

  1. Mampiasa ny fototeny 'rotsaka', midika hoe ilatsahana (toy ny orana) na miditra ho mpikambana na hanome tolotra.
    • Mijanòna fa efa mirotsaka ny orana.
    • Nirotsaka ho zandary izy.
    • Mirotsaka daholo na lahy na vavy amin'izany.