close
Hankany amin'ny vontoatiny

mpamorona

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

mpamorona

  1. Ilay olona mamorona zavatra vaovao na tsy efa nisy taloha.
    • Midera ilay mpamorona tsy refesina isika.
    • Foto-kevitra tian' ny mpamorona holazaina.