Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Anarana iombonana
papango
- Anarana nomena ny olona mpangalatra.
- Noheveriko ho vorona mitovy habe amin' ny akoho koa no nanatody azy ireny fahiny, kanjo hay dia zavatra kely noho ny papango.
- Karazan' vorona mpihinan-kena izay fantatra amin'ny fihinanany ny zanak' akoho.