close
Hankany amin'ny vontoatiny

rika

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

rika

  1. Anarana nomena ny hazo boribory izay nampiasaina fahiny mba hifindrana zavatra mavesatra toy ny vato fasana tamin' ny alalan' ny tsindry, ary koa ny hazo nanaovana ireo tahaka izany.
    • Mikodia ny rikany, dia mizotra ny rambaramba ipetrahan' ny vata.
  2. Hazo boribory ampiasaina mba handemana ny fanorenana lehibe, toy ny fasana, rehefa mifindra izany.
Jereo koa : rīka, rīkā

Letôna

[Ovay]

Anarana iombonana

rika   X-SAMPA : Fanononana ?

  1. manapaka Avy amin'ny dikantenin'i slice teo amin'i Wikibolana anglisy.

Garô

[Ovay]

Matoanteny

rika

  1. manenjika

Tsiahy

Norvejiana (Nynorsk)

[Ovay]

Anarana iombonana

rika

  1. Hihorakoraka mafy tokoa

Tsiahy

Soahily

[Ovay]

Anarana iombonana

rika

  1. ny sokajin-taona, ny sokajin'olona mifototra amin'ny taona

Tsiahy