firazanana
Fiseho
Malagasy
[Ovay]
Anarana iombonana
firazanana
- Momba ny fiaviana sy ny razana, na ny fototra nahaterahana.
- Inona no firazananareo?
- Ireo karazana firazanana izay ambony aminy no inoany sy ivavahany.
- Mahatsiaro ny firazanana tsy mitovy sy ny foko samihafa rahateo izy.
Malagasy
[Ovay]
Matoanteny
firazanana ♦ X-SAMPA : fiɾazananḁ