Berdyansk
Fiseho
46°45′N 36°47′E / 46.750°N 36.783°E
Berdyansk
| |||
| Velarantany | 82,65 km2 | ||
| Haavo | |||
| Isan'ny mponina | 106,311 (2 022) | ||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | |||
| Fanjakana | |||
| Faritany | |||
| Faritra | Zaporizhia Oblast | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Berdyansk | ||

Berdyansk (Okrainiana : Бердянськ) dia tanàna ao amin'ny Faritr'i Zaporizhia oblast any
Okraina izay manana mponina eo amin'ny 106.000 eo ho eo, eo amoron'ny Ranomasin'i Azov.
Ivontoerana indostrialy manan-danja i Berdyansk ary, noho ny seranan-tsambony, dia foibem-pitaterana ihany koa. Hatramin'ny faramparan'ny taonjato faha-19, dia toeram-pitsaboana sy toeram-pialan-tsasatra amoron-dranomasina malaza ihany koa i Berdyansk.
Hatramin'ny taona 2022, dia teo ambany fifehezan'ny Rosiana ny tanàna.
Jeografia
[hanova | hanova ny fango]Ny tanànan'i Melitopol dia 120 km any andrefana, ary ny renivohitry ny Faritra Zaporizhia dia 200 km avaratra andrefan'i Berdyansk.
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Berdiansk |
| ||||||||||||||