close
Hankany amin'ny vontoatiny

Bila Tserkva

Avy amin'i Wikipedia

49°46′N 30°07′E / 49.767°N 30.117°E / 49.767; 30.117

Bila Tserkva
-
Velarantany34,01 km2
Haavo
Isan'ny mponina207,273
Ben'ny tanàna
Firenena Okraina
Fanjakana
Faritany
FaritraKyiv Oblast
Tanàna mifanolo-bodirindrinaBila Tserkva

Bila Tserkva (Okrainiana : Біла Церква) dia tanàna ao amin'ny Faritr'i Kyiv any  Okraina izay manana mponina eo amin'ny 207.000 eo ho eo. Eo amoron'ny Reniranon'i Ros no misy azy, eo amin'ny 80 kilometatra atsimo andrefan'i Kyiv.