close
Hankany amin'ny vontoatiny

Uzhhorod

Avy amin'i Wikipedia

48°37′N 22°18′E / 48.617°N 22.300°E / 48.617; 22.300

Uzhhorod
-
Velarantany65 km2
Haavo
Isan'ny mponina115,449
Ben'ny tanàna
Firenena Okraina
Fanjakana
Faritany
FaritraTranskarpatia oblast
Tanàna mifanolo-bodirindrinaUzhhorod
Gara Uzhhorod

Uzhhorod (Okrainiana: Ужгород hongariana Ungvár) dia tanàna sy renivohitry ny Faritra Transkarpatia oblast any  Okraina izy ary foibem-pitantanana ho an'ny Faritra Uzhhorod. Eo amin'ny sisin-tany mampitohy an'i Hongaria, Slovakia, ary Okraina no misy azy, eo amin'ny sisin-tanin'i Slovakia mivantana. Manana mponina 115.400 izy.

Rehefa avy nanorim-ponenana tao amin'io faritra io ny Magyars tamin'ny taonjato faha-10, dia nampidirina tsikelikely tao Hongaria izy io ary taty aoriana dia teo ambany fitondran'ny Habsburg. Taorian'ny firodanan'i Aotrisy-Hongria, dia lasa anisan'ny Repoblika Tsekoslovakia vao niforona tamin'ny 1919 i Transkarpatia. Nandritra ny taona vitsivitsy nandritra ny Ady Lehibe Faharoa, dia lasa anisan'i Hongaria indray izy io.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Tanàna hafa any Okraina: Bakhmut, Chernobyl, Cherson, Donetsk, Kiev, Kharkiv, Lugansk, Melitopol, Mykolaiv, Odessa, Sevastopol, Sumy, Zaporizhia